Entrée | 1 lainga |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io [1.1] |
Explications en anglais |
4 a lie [1.2, 1.7] 5 a falsehood [1.2] |
Explications en français |
6 mensonge [1.3, 1.8] 7 fausse apparence figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste) [1.3] |
Exemples |
8 Ny lainga nataony dia tsy anamarinantsika.
[1.38]
9 Hilaza lainga aho raha hanao hoe izahay roa lahy irery no nataony toy izany. [2.472] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Antonymes | 26 marina |
Analogues | 27 fitaka. |
Proverbes | 28 Proverbes contenant le mot lainga |
Article | 29 Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 30 angaly, 31 lainga |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |