|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  marina
Fototeny  2 arina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao.
5 Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra.
6 Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 level; true; just, right. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 de niveau; juste, vrai. [1.3#434, 1.8]
9 d'aplomb, droit. [1.3#434]
10 aplani, mis de niveau. [1.196]
Ohatra  11  Tsy hita ihany izy ity izay marina [2.4]
12  marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo [2.470]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 31 amin' io teny io
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)31  mana
Fototeny  32 arina
Sokajin-teny  33  filaza mandidin' ny mpamaritra marina [Fitanisana]
Tsipelina hafa  34 mar

Teny iditra (3/4)35  mariña
Sokajin-teny  36  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  37 hendry, mipetraka tsara. [Tanala] [1.78]

Teny iditra (4/4)38  marina
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny frantsay  40 Acalypha spachiana Baill. (Euphorbiaceae). Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  41  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  42 manary, mañary, 43 manirà, manira, 44 marìna, mariña, marina, 45 mirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10