|
|
|
|

Teny iditra1  lainga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany.
4 Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a lie. [1.2, 1.7]
6 a falsehood. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 mensonge. [1.3, 1.8]
8 fausse apparence.
9 figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste). [1.3]
Ohatra  10  Ny lainga nataony dia tsy anamarinantsika. [1.38]
11  Hilaza lainga aho raha hanao hoe izahay roa lahy irery no nataony toy izany. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  23 marina
Mpanahaka  24  fitaka
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  27 Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  28 angaly, 29 lainga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09