|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kivy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 discouraged, dismayed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 découragé, déconcerté
[1.3, 1.8] 6 dégoûté [1.3] |
| Ohatra |
7 Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra.
[2.472#69]
8 kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 23 Ontam-po |
| Mpanahaka | 24 ketraka, 25 maimolotra, 26 mamoy fo, 27 manary toky, 28 mandevin-tsotrobe, 29 mibareraka elatra, 30 migarera, 31 mikely soroka, 32 mikororosy fahana, 33 miraviravy tanana, 34 mirefarefa lamba, 35 mitakemotra, 36 mivalaketraka, 37 mivareraka, 38 mivarilavo, 39 miverina ilalana, 40 reraka, 41 rera-po, 42 reratsaina, 43 resy, 44 soredretra, 45 soretra, 46 tapaka elatra |
| Fikambanana | 47 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how kivy |
| Ohabolana | 48 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | kivy, 49 viky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|