|
|
|
|

Teny iditra1 ketraka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tsy henjana, migedragedra: Henjano ity tady itỳ fa ketraka loatra.
4Tony: Tsy tsara ny manatona azy fa tsy mbola ketraka ny hatezerany.
5Kivy, rera-po: Na tsy afa-panadinana aza izy tsy ketraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6weak, faint; loose, slack (of a rope). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7détendu, relâché. [1.3, 1.8]
8flasque; calme, apaisé, tombé. [1.3]
9faible, défaillant. [1.8]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  31 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  32 katrake, 33 ketraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02