| Entrée | 1 kivikivy |
| Radical | 2 kivy |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 [duplicatif diminutif] [1.3] |
| Exemples |
6 kivikivy ny mpivory.
[2.270]
7 Tsy ela anefa i Tovo dia indro tamy nanatona azy mivady, kivikivy. [2.895] 8 Ny omaly tsy miova, rahavana, hoy Rahona kivikivy, fa izao entin-dry Rivotra mivezivezy toy ny firaka hatakalo izao. [2.5] |
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 10 kivikivy, 11 vikiviky |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|