|
|
|
|

Teny iditra1  angoly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 hafetsena [Betsimisaraka] [1.78]
4 Fandrokidrokiana mba hanambakana, tambitamby mba hametsena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 artifice, fraud, deceit, snare. See ambosy, ambaka, fitaka, sandoka, and soloky. [1.2]
6 deceit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 tromperie; séduction : [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 angilo, angoly, 16 laingo, 17 langoy, 18 longia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17