Entrée soloky
Partie du discours nom
Explications en malgache Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany ny tanimbariko
Fanaovana zavatra tsy tena izy fa hafa; hala-danja na hosoka: Novany ny tarehi-marika tamin' ilay taratasim-bola, nefa ny ampitso ihany dia tratra ny soloky nataony. [1.1]
Explications en anglais Extortion, fraud [1.7]
Explications en français Chantage, fraude [1.8]
Exemples Halatra sy soloky tsotra izao no nataony ary vola bebe ihany no lasany. [2.470]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31