|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fanjakana |
| Fototeny | 2 zaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina.
5 Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io. 6 Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession..
[1.2] 8 government; the administration. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu.
[1.3#866] 10 gouvernement; l'administration; règne, royaume. [1.8] 11 état. [1.13] |
| Ohatra |
12 Ho anao ny tany sy ny fanjakana.
[2.508]
13 Nifarana teo ny fanjakana Malagasy. [2.113] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 16 Pôlitika |
| Kamban-teny rehetra | 17 Fikambanana 16 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 18 fanjakana |
| Fototeny | 19 jaka |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes.
[1.3#290] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 27 Fanjakana |
| Singan-teny | 28 fanjakana |
| Sokajin-teny | 29 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fangi-bolantany | -21.1833333+46.8833333|-22.7+44.0833333|-23.5166667+44.6833333 |
| Voambolana | 30 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 31 Fanjakana, fanjakana, 32 fanjanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12 |
|