Entrée (1/3) | 1 zaka |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany? Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [1.1] |
Explications en anglais |
4 can be borne, can be endured [1.7] |
Explications en français |
5 supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter [1.8] |
Exemples |
6 Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643#92]
7 dia hataoko hiany izay zakan' ny aiko [2.59#225] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 35 Proverbes contenant le mot zaka |
Entrée (2/3) | 36 zaka |
Partie du discours | 37 nom |
Explications en malgache |
38 teny [Tambahoaka, Taisaka]
[1.78] 39 resaka [Tanosy] [1.78] 40 teny, resaka, tafa. [1.1] |
Exemples |
41 Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (3/3) | 47 zaka |
Partie du discours | 48 nom |
Explications en malgache |
49 fitondrana fanjakana [Taisaka]
[1.78] 50 Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [1.1] |
Exemples |
51 Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 58 kaza, 59 zaka |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |