|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fafana
Radical  2  fafa
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Esorina ny loto, ny fako amin' ny zavatra na toerana iray: Fafao tsara ny efitrano fandriana
Faohina: Efa nofafako ny latabatra
Alaina tsy misy avala na kely aza: Nofafan' ny mpangalatra ny entanay tany ambanivohitra [1.1]
Explications en anglais  5  to be swept [1.2, 1.7]
6  to be wiped, to be cleared off [1.2]
Explications en français  7  qu'on balaie [1.3, 1.8, 1.5]
8  qu'on essuie [1.3, 1.8]
9  qu'on raffle: Nofafan' ny tompon-trosa ny fananako rehetra (Mon créancier a rafflé tous mes biens) [1.3]
Exemples  10  Ary isaky ny maloto, dia tsy maintsy fafana. [2.332#26]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Tous les mots composés 

Entrée (2/3)17  fafana
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  hazofisaka [Taimoro, Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
20  hazo fisaka fanaovana gorodon-trano [Tanala] [1.78]
21  Hazo fisaka natao solontsolaitra nanoratana tamin' ny andro taloha: Nasiana menaka kely aloha ny fafana, isaky ny anoratana, dia norarahana vovoka [1.1]
Explications en anglais  22  a piece of board for writing on, a lesson-board, a blackboard. [1.2]
Explications en français  23  tablette des anciens pour écrire [1.3]
24  planche [Tankarana] [1.19, 1.5, 1.13]
25  madrier mince. [Tankarana] [1.19]
Exemples  26  Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#15]
Tous les mots composés 

Entrée (3/3)29  fafana
Partie du discours  30  nom
Explications en malgache  31  Fofona manitra mamerovero mandraraka eran' ny toerana izay [1.1]
Explications en français  32  odeur [1.3#136]
Morphologie 
33  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :

Anagrammes  37 fafana, 38 fanafa

Mis à jour le 2025/09/19