Entrée sodifafana
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry fanao ody rohana (Brepophyllum calycinum). Anisan' ny zavamaniry mateza tsy mety maty ny sodifafana ka nambolen' ny ntaolo niaraka tamin' ny zozoro sy ny fandrotrarana teo amin' ny zorony avaratra atsinanana raha nanorin-trano izy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Brepophyllum calycinum
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31