|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tondro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antesaka] fanondro
[1.78] 4 Fanondro: Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe no atao hoe Tondro 5 Fanondroana: Mahasosotra ahy loatra izay tondro molotra nanaovany ahy izay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the pointer finger
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 l'index
8 action d'indiquer avec le doigt [1.8] 9 [Sakalava-Mayotte] doigt, orteil [1.405] |
| Ohatra |
10 tondro belaka tondro vaventy raha ny mpangalatra no handray tanana anao atsipazo toa fatim-biby tondro belaka tondro vaventy raha ny tsara fanahy kosa no manolo-tanana anao ataovy diavolan-tanteraka ny kibo [2.131] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 25 Haiaina |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 19 misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 27 tondro |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 caractéristique; flèche, indicateur, extrémité, vecteur
[1.13] |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 16 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|