|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 famafa |
| Fototeny | 2 fafa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 kofafa.
[Tambahoaka, Bara]
[1.78] 5 kifafa. [Sihanaka, Tanosy] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a brush, a broom..
[1.2] 7 a broom. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 balai.
[1.8, 1.13] |
| Ohatra |
9 Noho izany, indro kosa aho hitarika ny loza ho amin' ny tranon' i Jeroboama, haringako avokoa ny lehilahy izay an' i Jeroboama, na ny andevo na ny olona afaka, amin' Israely, hataoko hoatra ny famafa diky ny famafa ny tranon' i Jeroboama mandra-pahalevony tsy misy intsony.
[2.996]
|
| Voambolana | 10 Toe-karena: ao an-trano |
| Tovy hevitra | 11 kifafa, kofafa |
| Kamban-teny rehetra | 12 famafambazaha |
| Teny iditra (2/2) | 13 famafa |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 (de fafa : balai). Nom général des plantes dont les rameaux sont utilisés pour faire des balais. Plus spécialement :.
[Sakalava, Betsimisaraka]
16 Scoparia dulcis L. (Plantaginaceae). Très commune dans les régions côtières. Le jus exprimé de cette plante est réputé anti-diabétique. On en fait boire au malade un petit verre avant chaque repas.. 17 Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae) (voir aussi kifafa).. [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 19 famafa, 20 mafafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|