|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fafana
Fototeny  2 fafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Esorina ny loto, ny fako amin' ny zavatra na toerana iray: Fafao tsara ny efitrano fandriana.
5 Faohina: Efa nofafako ny latabatra.
6 Alaina tsy misy avala na kely aza: Nofafan' ny mpangalatra ny entanay tany ambanivohitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be swept. [1.2, 1.7]
8 to be wiped, to be cleared off. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on balaie. [1.3, 1.8, 1.5]
10 qu'on essuie. [1.3, 1.8]
11 qu'on raffle: Nofafan' ny tompon-trosa ny fananako rehetra (Mon créancier a rafflé tous mes biens). [1.3]
Ohatra  12  Ary isaky ny maloto, dia tsy maintsy fafana. [2.332#26]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)18  fafana
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 hazofisaka. [Taimoro, Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
21 hazo fisaka fanaovana gorodon-trano. [Tanala] [1.78]
22 Hazo fisaka natao solontsolaitra nanoratana tamin' ny andro taloha: Nasiana menaka kely aloha ny fafana, isaky ny anoratana, dia norarahana vovoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 a piece of board for writing on, a lesson-board, a blackboard.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  24 tablette des anciens pour écrire. [1.3]
25 planche. [Tankarana] [1.19, 1.5, 1.13]
26 madrier mince.. [Tankarana] [1.19]
Ohatra  27  Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#15]
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)29  fafana
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Fofona manitra mamerovero mandraraka eran' ny toerana izay. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  32 odeur. [1.3#136]
Haiendriteny 
33  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  37 fafana, 38 fanafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09