Entrée (1/2) | 1 avotra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 fanongotana [Betsimisaraka, Tanala]
[1.78] 4 Famonjena Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany [1.1] |
Explications en anglais |
5 ransom, redemption [1.2] 6 price; means of effecting a ransom [1.2] |
Explications en français |
7 rachat, rédemption, rançon [1.3, 1.8] 8 achat d'esclaves, prix, secours [1.3] |
Exemples |
9 avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny!
[2.472]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 29 avotra |
Partie du discours | 30 nom |
Explications en malgache |
31 Fanongotana ny ketsa hafindra [1.1] |
Explications en anglais |
32 See ombotra, ongotra [1.2] |
Explications en français |
33 arrachement, extirpation [1.3] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 36 avotra, 37 ovatra, 38 voatra |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |