|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiavotra
Fototeny  2 avotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ketsa efa antitra ka afindra. [1.1]
Voambolana  5  Toe-karena: fambolena

Teny iditra (2/2)6  fiavotra
Fototeny  7 avotra
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Tandrakely fanalana volo (indraindray koa soratana hoe fihavitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 nippers, a pair of tweezers for removing hair.. [1.2]
Tsipelina hafa  11 fihavitra

Fivaditsoratra  12 fiavotra, 13 fivoatra, 14 tafavory, 15 voafitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12