|
|
|
|

Teny iditra1  fanavotana
Fototeny  2 avotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famonjena amin' ny loza, fahafatesana, fanandevozana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 redemption. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 rédemption, rachat, rançon. [1.8]
Ohatra  7  Izany no fanafahana na fanavotana azo atao ny amin'ireo fadin-drazana ireo. [1.353#]
Lahatsoratra  8 Randzavola: fanavotana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  9 fanatavona, 10 fanavotana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12