|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  Atoa
Sokajin-teny  2  anarana (fanafohezanteny)
Fanazavàna teny malagasy  3 fanafohezan' ny hoe Andriamatoa. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 "Mr." (Mister) : abbreviation of Andriamatoa. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 "M." (Monsieur) : abréviation de Andriamatoa. [3.1]
Ohatra  6  Ary dia tsy lany solombavambahoaka moa atoa Ravelojaona. [2.356]
7  Tia tanindrazana sy mpanompon' ny Firenena atoa Randriamamonjy F. [2.508]
Voambolana  8  Teny fanajana
Tohi-kevitra  9 rtoa, rtoa

Teny iditra (2/3)10  atoa
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Antsa na hira miaraka amin' ny lamako, fanindrahindrana sy fanasohasoana ny mpanjaka, na fanao amin' ny fanandratana ny sampy taloha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 a song sung in honour of the sovereign, the idols, or at the time of circumcision.. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  20  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/3)21  atoa
Sokajin-teny  22  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  23 etsy. [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  24 là (près). [Taisaka] [1.82]
Tovy hevitra  25 ato

Fivaditsoratra  26 aato, 27 aota, 28 atao, 29 atoa, Atoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10