|
|
|
|

Teny iditra1  atoavina
Fototeny  2 atoa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hiraina, deraina (filaza amin' ny mpanjaka na ny sampy deraina amin' ny fanasinana azy). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be sung to, to be celebrated, as the sovereign or the idols.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 anatoavy, 11 atoavina, 12 iavotana, 13 itaovana, 14 voataina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12