|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manatoa
Fototeny  2 atoa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manasina; maniry soa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to sing the atoa, to sing in praise of the sovereign or the idols.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 chanter les louanges. [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manatoa
Fototeny  12 nato
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manato [Fitanisana]

Fivaditsoratra  14 amatona, 15 atamano, 16 mañatao, 17 manatoa, 18 tamoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12