|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 antsona |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilazana ny fahatongavan' ny sambo na lakana eo amin' ny morona misy ny fitodiana; fijanonana amin' ny morona..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 grounded, come to a stop; arrived at a port or harbour, as of a ship..
[1.2] 5 grounded, come to a stop. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Action d’aborder, d’atterrir, d’arrêter au bord de l’eau.
[1.3#57] 7 arrêté près de la côte. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 21 Fifamoivoizan-tsambo |
| Teny iditra (2/3) | 22 antsona |
| Sokajin-teny | 23 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 flair. § embòlo..
[Tankarana]
[1.19] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 28 antsona |
| Sokajin-teny | 29 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 gaga.
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 31 antsano, 32 antsona, 33 ontsana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|