|
|
|
|

Teny iditra1  aantsona
Fototeny  2 antsona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao miantsona, ajanona amin' ny toerana iray amoron-dranomasina: Naantsona tsy fidiny tao Toamasina ilay sambo noho ny tafio-drivotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Qu’on arrête, qu’on fait accoster: Eto ny lakana aantsona (Accostez ici la pirogue). [1.3#57]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 antsonina

Fivaditsoratra  11 aantsona, 12 anantsao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12