| Entrée (1/2) | 1 fiantsonana |
| Radical | 2 antsona |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 [fiantsoñana]
fitodiana [Bezanozano, Tambahoaka]
[1.78] 5 Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [1.1] |
| Explications en anglais |
6 a landing-place, a port, a harbour. [1.2] 7 a port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [1.7] |
| Explications en français |
8 Le port, le débarcadère [1.3#57, 1.8] 9 le quai [1.3#57] |
| Tous les mots composés | 10 3 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 11 Navigation |
| Synonymes | 12 fitodiana, seranana |
| Entrée (2/2) | 13 Fiantsonana |
| Mots élémentaires | 14 fiantsonana |
| Partie du discours | 15 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Exemples |
16 Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao fiantsonana no nandry.
[2.588#]
|
| Vocabulaire | 17 Géographie: agglomérations |
| Anagrammes | 18 fiantsonana, Fiantsonana, 19 ifantsonana |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|