|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  antsonina
Fototeny  2 antsona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ajanona, asaina miantsona: Nantsonina terỳ lavidavitra ny sambo.
5 Fiteny kokoa ankehitriny ny hoe: aantsona. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 aantsona

Teny iditra (2/2)11  antsonina
Fototeny  12 antsona
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  14 to be scented from a distance, as by a dog before entering a hut. [Provincial] [1.2#62]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  19 anantsino, 20 anantsony, 21 anintsano, 22 anontsany, 23 antsonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12