|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  antsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hira. [Bara, Tanosy] [1.78]
4 Hira fankalazana sy fiderana ny fiandrianan' ny mpanjaka na fihobiana ny mpandresy an' ady avy niantafika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 chanting. [1.2, 1.7]
6 a mode of singing by the attendants on the sovereign.. [1.2]
7 singing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 chant. [1.8]
9 Chanson, chant de louange. [Vezo] [1.68]
10 chant, musique. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  11  Velona ny antsa eo an-kianjan' ny famorana. [2.606#167]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  29  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)31  antsa
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 tsininy. [Tambahoaka] [1.78]
34 tsiny, kilema. [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  35 defect, fault, imperfection. See tsiny, adidy. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  36 Compassion, miséricorde, pitié. [Vezo] [1.68]

Teny iditra (3/4)37  antsa
Sokajin-teny  38  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  39 Charitable, compatissant, humain, miséricordieux, philanthrope. [Vezo] [1.68]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (4/4)43  Antsa
Singan-teny  44 antsa
Sokajin-teny  45  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  46  Haisoratra
Mpanoratra  47 Rabemananjara Jacques
Mpanonta printy  1948.

Fivaditsoratra  49 Antsa, antsa, 50 santa, 51 tsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09