|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  miantsa
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 tsanganan-tromba. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  miantsa
Fototeny  5 antsa
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihira. [Bara, Tanosy] [1.78]
8 Manao, miventy antsa, manao hira fiderana ny mpanjaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to chant in praise of the sovereign. Redup. also used.. [1.2]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)14  miantsà
Fototeny  15 antsa
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 mañatsy, 18 manitsa, 19 miantsà, miantsa, 20 santima

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10