| Entrée | 1 anoarana |
| Radical | 2 hoatra |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Explications en français |
4 [1.3#256] |
| Exemples |
5 Tsy te-hino ny saiko adalan' ny nenina, nefa teo anoloan' ny tsy azo anoarana, dia voatery tsy maintsy nanaiky ny zava-nisy.
[2.471#]
6 Tsy ilaina angamba ny hilaza fa iry fian-kevitra voalohany no notohanan'ny Frantsay, nony tojo ny tsy azo anoarana izy, ka voatery hanome antsika fizakan-tena? [2.503#] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|