|
|
|
|

Teny iditra1  hoatra
Sokajin-teny  2  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 jereo ohatra, izay tokony hanoratana an' io teny io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 like, equal. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 (pour ohatra) comme, de même que. [1.3]
6 comme, de même que. [1.8]
Ohatra  7  hoatra an’ iza izy ? hoatra iza izy ? (Comme qui est-il ? à qui ressemble-t-il ?) [1.3]
8  hoatra ahy izy (Il est comme moi) [1.3]
9  Niasa hoatra ny nataoko izy (Il a travaillé comme moi) [1.3]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Tsipelina hafa  15 ohatra
Kamban-teny rehetra  16 hoatrinona

Fivaditsoratra  17 ahotra, 18 haotra, 19 harato, 20 hoatra, 21 ohatra, 22 taharo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09