Index

Proverbes : anoarana

Proverbe 1Tsy hisy hanoarana, ohatra ny vikina ambany farafara. [2.653]
Tsy hita hanoarana, ohatra ny hazakazaka ambany farafara. [2.558]
Tsy hita hanoharana hoatry ny vikina ambany farafara. [2.415 #5780]
Traduction françaiseSans comparaison, comme faire un saut sous le lit. [2.415 #5780]
Interprétation françaiseAutre sens : chose impossible. [2.415 #5780]

Index