Entrée | 1 angolangola |
Radical | 2 angola |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 jereo angola [1.1] |
Explications en français |
5 demandes importunes, fantaisies, caprices Figuré: fion, notes d'agréement en musique [1.3#46] |
Exemples |
6 Tsy dia vola be tsy akory izany omena ny zafy izany, fa hanta sy angolangola hiany, satria mbola velona izahay mivady raibeny sy renibeny.
[2.59#]
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot angolangola |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |