|
|
|
|

Entrée1  andraikitra
Radical  2  raikitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon' antoka aminy: Andraikitry ny ray aman-dreny ny mamelona ny zanany
adidy [1.1]
5  izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy azy amin'olona iray noho ny sata mifehy sy ny anjara asany [1.13]
Explications en anglais  6  something held in one's charge, that for which one is responsible. See raikitra, and adidy. [1.2]
7  responsibility; a charge; [1.7]
Explications en français  8  responsabilité, charge [1.8, 1.13]
9  rôle [1.13]
Exemples  10  Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470]
11  Saingy andraikitro izany ka tsy azoko ialana [2.472]
Morphologie 
12  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot andraikitra

Mis à jour le 2025/09/19