|
|
|
|

Teny iditra1  andraikitrareo
Fototeny  2 raikitra
Sokajin-teny  3  anarana andraikitra sy mpisolo
Fanazavàna teny frantsay  4 par vos soins. [1.13]
Ohatra  5  Fa tokony hahasolo ahy angaha, no navelany ho andraikitrareo. [2.298]
6  Fa indro Ilaidama fa raha adala io, tsy tokony hanjaka ary tsy nomen' Andriamanitra antsika, fa tokony hahasolo ahy angaha ka navelany ho andraikitrareo. [2.528]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12