|
|
|
|

Teny iditra1  miandraikitra
Fototeny  2 andraikitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miantoka, manana adidy amy: Iza no miandraikitra ny fandrosoan' ny firenena?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be responsible for, to have in charge.. [1.2]
6 to be responsible for. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 avoir la charge, la responsabilité de. [1.8]
Ohatra  8  Angamba miaramila miandraikitra ny fiambenana ny tranomilina io. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09