|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ando |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitambaran' ny pitidrano kely hita eny an-tendron' ny ahitra amin' ny maraina sy ny hariva, vokatry ny fivonganan' ny etona ho tonga rano..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the dew. [Ar. an-naad, or Mal. ambun (?), dew.].
[1.2] 5 dew. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 rosée.
[1.3, 1.8, 1.13] 7 l'humidité. [1.3] |
| Ohatra |
8 Savasava ranon' ando ihany anefa ity.
[2.298#7]
9 Varobarotra madinika no nataony : namaky ando maraina, namonjy tsena; [2.285#170] 10 Nandritra ny telo taona nipaka dia tsy nisy ando na ranonorana, na dia kely aza; [1.38] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 26 Randzavola: ando ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 27 Ando |
| Singan-teny | 28 ando |
| Sokajin-teny | 29 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
30 Andriamanantena Georges |
| Mpanonta printy |
1977. |
| Fivaditsoratra | 32 Ando, ando, 33 dona, 34 ndao, 35 Noda, 36 onda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|