|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mando
Fototeny  2 ando
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Vonton-drano, mitana rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 moist. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 humide. [1.3, 1.8]
7 humecté, arrosé. [1.3]
Ohatra  8  mando ny tany ka manaova kiraro [1.1]
9  mando itý trano ity ka tsy mahasalama [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  13  lena
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15  mandò
Fototeny  16 lo
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 Mahatonga ho lo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 gâter, faire pourrir, causer la putréfaction. [1.3]
Ohatra  20  mandò ny tsihy ny trano mando [1.1]
21  mandò ny fitafiana ity trano mando ity (Cette maison humide gâte les vêtements) [1.3]
22  mandò ny tsihy ity tokotany mando ity (Ce sol humide fait pourrir la natte) [1.3]
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
26  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  27 mandò, mando, 28 monda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10