|
|
|
|

Teny iditra1  andevo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny ambany indrindra ara-pirazanana amin' ny foko iray taloha izay nanompo ny hafa, izany hoe tsy nanana ny zon' ny olona afaka fa teo ambany fifehezan' ny tompony lalandava: Ny fivavahana kristianina no anisan' ny nanafoana ny andevo teto ambonin' ny tany.
4 Mpanompo: Izaho angaha andevonao no anananao fahefana?. [1.1]
5 olona very zo tamin'ny fanjakan'andriana. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 a slave. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 esclave ou traité comme tel. [1.3]
8 quatrième et dernière classe de la société en Imerina et au Betsileo. Les Andevo constituaient bien moins une caste qu'une catégorie de gens de peine au service de tout homme libre, Andriana ou Hova. Ils étaient de trois sortes en Imerina: les Zazahova (Andriana ou Hova ayant perdu leur liberté par suite de crimes ou de dettes), les prisonniers faits à la guerre, et les esclaves étrangers, Makoa ou Masombika. -- Aux Andevo étaient réservées toutes les corvées de la maison ou des champs ou du portage .... [1.11]
9 esclave. [1.8, 1.13]
Ohatra  10  Ny andevo dia nihahohaho eran' ny tanàna. [1.38]
11  Koa amin'izany, ry rahalahy, tsy zanak'andevo isika, fa zanak'olona afaka. [2.996]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  27  Hainifiaraha-monina
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 14 amin' io teny io
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  30  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09