|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andevozina |
| Fototeny | 2 andevo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao mpanompo, entina amin' izay itondrana azy, ampanaovina izay tiana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be enslaved.
[1.2, 1.7] 6 to be reduced to slavery.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on traite en esclave.
[1.8] |
| Ohatra |
8 ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy.
[2.313#]
9 Ary ireo babo sy sambobelona ireo tsy azo andevozina na vonoina. [2.366#] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 14 andevoina |
| Fivaditsoratra | 15 anandevozy, 16 andevozina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|