|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miandevo |
| Fototeny | 2 andevo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mietry, mandrorona, midina: Miandevo fanahy.
5 Enti-milaza olona roa miaraka ka ny iray andevo: Lasa nivoaka izy miandevo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 pronounced miondevo. To be in the relation of owner and slave; to act like a slave..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 miandevo fanahy |
| Fivaditsoratra | 12 menavody, 13 miandevo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|