Entrée (1/3) | 1 andalana |
Radical | 2 lalana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Laharana: Ataovy dimy andalana ireto dabilio ireto Laharan-tsoratra: Isao mby andalana firy isantakila amin' itỳ boky itỳ/ Rehefa miova andalana dia soratana atao sora-baventy ny tarehin-tsoratra voalohany amin' ny teny voalohany Ambaratonga, zanatohatra: Misy andalana sivy ny gradin' ny miaramila Karazana: Maro andalana ny fakampanahy [1.1] 5 fitambaran'ny teny mifanesy ao amin'ny tsipika iray [1.13] |
Explications en anglais |
6 Arrangement in rows; different, various (as to kinds). [1.2] |
Explications en français |
7 rangée, un rang, lignes, sillons: Ataovy andalana telo ireo tavoahangy ireo (Faites trois rangées de ces bouteilles) ~ Andalan-tsoratra firy no ao? (Combien y a-t-il là de lignes d'écriture?) [1.3] 8 ligne, vers [1.13] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 20 17 combinaisons de andalana |
Entrée (2/3) | 21 an-dalana |
Partie du discours | 22 adverbe [Liste complète] |
Explications en français |
23 dans le chemin, en route [1.3] |
Exemples |
24 Ataoko telo andalana ity fanjakana ity.
[2.508#]
25 ny paikan' andalana, mitsaikontsaikona; [2.314#] 26 Mafana aoka izany ny fony mamaky teny andalana vitsivitsy ao. [2.499#] |
Tous les mots composés |
|
Entrée (3/3) | 29 andalana |
Radical | 30 lala |
Partie du discours | 31 verbe relatif |
Explications en français |
32 [1.3#375] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 37 alandana, 38 andalana, an-dalana |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |