|
|
|
|

Teny iditra1  miandalana
Fototeny  2 andalana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha manaraka ambaratonga: Tokony hatao miandalana ny fampianarana ny ankizy.
5 Tsikelikely: Mihatsara miandalana ny marary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to increase or diminish by degrees, to increase or decrease gradually, to abate gradually; to be arranged, to be in order.. [1.2]
7 to increase by degrees; by degrees, as one goes along. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 se ralentir, diminuer, augmenter graduellement, être par rangées. [1.3#38]
9 changer petit à petit; chemin faisant; en cours de route. [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 manadilàna, manadilana, 17 miandalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09