|
|
|
|

Teny iditra1  andalanina
Fototeny  2 andalana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampandehanina na alefa miadana, tsikelikely: Andalano ny fiasanao fa aza rotorotoina befahatany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be arranged, to be done gradually.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 andalanina, 11 andalinana, 12 andilanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12