|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vehivavy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny olombelona vavy natao hiteraka, izany hoe manana ny toe-batana mifanohitra amin' ny an' ny lehilahy: Tsy misy tsy natera-behivavy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a woman
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 femme
[1.8] |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 10 misy io teny io |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 8 Randzavola: vehivavy ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|