|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  raorao
Fototeny  2 rao
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko
5 Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 roughness [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 rugosité [1.8]
Ohatra  8  Omenay malalaka, omenay madiodio, omenay mangarangarana, tsy: misy raorao, tsy misy tohany, tsy misy tsikalany, tsy misy tongotra hitsipaka, tsy misy tanana handrangotra; [2.346]
9  Raha mba nahay nanombana ny tena vidin' i Masy marina aho, fa tsy nanakalo azy tamin' ny akanga tsara soratra, dia angamba ho nilamina tsy nisy raorao ny fiainako manontolo. [2.471#61]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12  raorao
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana [Sakalava] [1.1]
Voambolana  15  Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  raorao, 37 roaroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09