|
|
|
|

Entrée1  amboamboa
Radical  2  amboa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely
Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory [1.1]
Explications en français  5  [duplicatif fréquentatif] Petits enfants dodus, ou qui ignorent la modestie [1.3#27]
Exemples  6  Tsy azo dokafana ho mahafinaritra koa ny zazakely, sahala amin'ny fanaon'ny Malagasy maro ihany, fa haratsiana hoe "amboamboa kely" mba hirariana azy ho velona soa aman-tsara ary tsy halain' ny fanahy ratsy. [2.606#]
Tous les mots composés 
Analogues  9  alikalika

Mis à jour le 2025/09/20