|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alikalika
Fototeny  2 alika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  17 alika

Teny iditra (2/2)18  alikalika
Fototeny  19 alika
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21 Dongadonga, botrabotra (fampiasa amin' ny zazakely). [1.1]
Ohatra  22  alikalika kely amin' ny fihetsiny sy mahafatifaty aoka izany amin' ny endriny monamonany ilay bitika amin' izay. [2.470#]

Fivaditsoratra  23 alikalika, 24 kilailaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19