|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ambina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako.
4 Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 watch, guard, patrol. See andry.
[1.2] 6 a watch, a guard. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de garder, de surveiller.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana.
[2.508#313]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 22 ambina |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Zara tsara, vintana tsara.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 used in the following: ambinina, manambina.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 34 ambany, 35 ambina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|