|
|
|
|

Teny iditra1  mpiambina
Fototeny  2 ambina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona atokana hiambina, izany hoe manao andry maso, miaro tsy ho simba ary mitandrina amin' ny fahavalo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a guard.. [1.2]
6 a watchman. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 gardien. [1.8]
Ohatra  8  Nefa noperan'ilay mpiambina tamin'ny baiko tsy niteny. [2.895#]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02