|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  manambina
Fototeny  2 tambina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manisy tambiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 mettre une pierre, un coin pour maintenir la marmite sur le trépied, soutenir un malade, aider à soulever un paquet. [1.3]
Ohatra  6  Andro zoma no manambina ny alahamady. [1.381#]
7  Ny vady voahevitra tsara ka azo amin' izany fotoana izany no vady sahaza ka manambina, fa ny vady tonga alohan' ilay fotoana kosa, hoy izy, dia mahalana foana no tsy mahafadiranovana. [2.285#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12 manatambina

Teny iditra (2/4)13  manambina
Fototeny  14 ambina
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 Manome vintana tsara: Manambina azy, hono, ny akanjo volombatolalaka.
17 Mitahy: Hanambina anao anie Andriamanitra!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 to prosper, to flourish; to be made lucky in what one undertakes.. [1.2]
19 to make prosperous, to favor. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 rendre prospère, favoriser. [1.3, 1.8]
21 avoir sous sa protection. [1.3]
Haiendriteny 
22  Ny ankehitriny :
23  Ny lasa :
24  Ny hoavy :
25  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/4)26  manamna
Fototeny  27 ambina
Sokajin-teny  28  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambina [Fitanisana]

Teny iditra (4/4)29  manamna
Fototeny  30 tambina
Sokajin-teny  31  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  32 manambany, 33 manambina, manambìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10