|
|
|
|

Teny iditra1  fanambinana
Fototeny  2 ambina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Vintana tsara avy amin' ny lahatra.
5 Tsodrano, fitahiana avy amin' Andriamanitra: Fanambinana lehibe ny nahavitanao fianarana talohan' ny ady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 good fortune. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 prospérité, la chance. [1.8]
Ohatra  8  Fa fitahiana sy fanambinana avy aminy no ahefana manolotra. [2.59#]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02